Fizaham-pahasalamana ny vatana mba hahitana ny antony nahafaty. Izany dia tanterahin'ny mpitsabo mpandinika antsoina hoe pathologist.